Teny iditra | 1 apariaho |
Fototeny | 2 pariaka |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana apariaka [Fitanisana] |
Ohatra |
4 Manantena sady miandry fatratra aho, Ka ny taratrao, ry Volana, apariaho! [1.219] 5 Koa rehefa hanolotra ny vola amin'ny Vazaha ianareo dia apariaho betsaka eo ny vola hahavariana azy sy hanisàny azy. [2.366] |
Tovy hevitra | 6 aparitaho |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |