Teny iditra | 1 apariaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aparitaka, ahahaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be scattered, to be dispersed, to be dissipated. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] à éparpiller |
Ohatra |
6 [2.48] Ary ny vary ny Sianaka, tsy mba manetsa fa vary apariaka 7 [2.996] Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariako 8 [2.499] Hafaliana no nentin' i Bina sy Fatakamana hapariaka eo amin' izy mianaka kanjo hay nisy latiratsiny koa ireny |
Fototeny | 9 pariaka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 14 aparitaka |
Fivaditsoratra | 15 apariaka, arapakay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |