|
|
|
|

Teny iditra1  apetraho
Fototeny  2  petraka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana apetraka [Fitanisana]
Ohatra  4  apetraho eo akaikinao eo ity zanako itỳ [1.1]
5  apetraho izy fa vizana ianao [1.1]
6  Ravina apetraka
apetraho
ravina alefitra
alefero
[2.131]

Fivaditsoratra  7  apetraho, haporeta, poretaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21