Teny iditra petraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitoerana, toerana misy ny tena; fitombenana fa tsy fitsanganana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay position, situation, action de placer, de séjourner, de destituer, de renvoyer [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny petraka ity (1): Sahapetraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31