|
|
|
|

Teny iditra1  apetraka hisotro ronono
Singan-teny  2  apetraka, misotro, ronono
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany
Tovy hevitra  5  misotro ronono

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20