Teny iditra apetraka hisotro ronono
Singan-teny apetraka ; misotro ; ronono
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany [1.1]
Tovy hevitra misotro ronono

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20