|
|
|
|

Teny iditra1  apika
Fototeny  2  pika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Afantsitsitra: Napikany taty amiko ny rano
Alefa, avela handositra: Napikan' ny olona indray ilay mpangalatra
Aforitra, hidiana: Napikany ny elo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] used of an umbrella or pocket-knife to be closed.
6  [1.7] to be closed, as a pocket knife or an umbrella
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on ferme comme un canif ou un parapluie
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  pihina

Fivaditsoratra  13  akipa, apaik, apiak, apika, ikapa, kapai, paika, piaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21