Teny iditra pika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fipitsihan-javatra miala amin' ny toerana misy azy, ka misy feo kely miaraka amin' izany; fampifantsitsirana; fandosirana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a click of a knife or lock; a pocket-knife, probably from the click of a blade; sweet potatoes peeled and cooked with fat. [Richardson 1885]
   the click of a knife or a lock [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   action de sauter, de bondir, de jaillir, de se détacher, de se déboiter avec bruit, d'éclater en produisant une petite détonation
¶ action de s'évader [Abinal 1888]
   petit bruit ou éclat comme d'un canif qu'on replie [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Ny bikany  
pika
piko
pinao
piny
pitsika
pinay
pinareo
pik'
pi-
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra pika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazam-boninkazo izay madinika maro loko mahafinaritra mitambatambatra ny felany [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra pika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   bokotra misy andahiny sy ambaviny [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   bouton pression [SLP: Voambolana]

Teny iditra pika
Sokajin-teny   mpamaritra na tambinteny
Famaritana anglisy   [Provincial] alone [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/26