|
|
|
|

Teny iditra1  apoaka
Fototeny  2  poaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao mirefotra: Apoaka ny basy
Aseho, vakina ampahibemaso: Hapoaka rahampitso ny lalàna momba ny tsy fahazoan' ny vola mivoaka any ivelany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be exploded; to be fired (of a gun)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on fait exploser, qu'on décharge comme une arme à feu
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny apoaka io

Fivaditsoratra  12  akapao, apakao, apaoka, apoaka, oapaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20