|
|
|
|

Teny iditra1  aporitsaka
Fototeny  2  poritsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Avala hianjera, hikorotsaka: Iny nisy vola ariary zato naporitsany avy tany anaty lambany
Avala handositra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  aporitsaka, torapasika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05