Teny iditra | arabe (araka, be) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Lalana lehibe. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | (ara-be) An open space or road through a camp or village, the main road. [Richardson 1885] | |||
a street, a road [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | rue, avenue [Hallanger 1974] | |||
route [SLP 1986] | ||||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |||
Mpanahaka | arabe azon' ny fiara aleha ~ arabe haditany ~ arabe misy todika roa ~ arabe misy todika tokana ~ arabe tovontany ~ arabe vao vakina ~ arabe voarakotra tara ~ arabe voarakotra vatokely ~ arabem-pirenena azo aleha mandavan-taona ~ arabem-pirenena azo aleha maintany ~ manaraka ny arabe | |||
Sary |
| |||
Teny iditra | arabe
![]() | |||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||
Fandikana malagasy | arabo. Langue arabe: fiteny arabo. Chiffres arabes: marika arabo [Malzac 1893] | |||
olona teraky ny Taolatra ¶ momba na avy any Arabie. Chiffres arabes: ny tena marika 0, 1, 2, 3, etc. [Sims 1969] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |