Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
aradarada
Sokajin-teny
2
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
3
[
1.1
]
Asaina miradarada, avala hiradarada, hirediredy
Fototeny
4
radarada
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
aradarada
, aradaradako, aradaradanao, aradaradany, aradaradantsika, aradaradanay, aradaradanareo, aradaradan', aradaradan-, aradaradam-
6
Ny lasa :
naradarada, naradaradako, naradaradanao, naradaradany, naradaradantsika, naradaradanay, naradaradanareo, naradaradan', naradaradan-, naradaradam-
7
Ny hoavy :
haradarada, haradaradako, haradaradanao, haradaradany, haradaradantsika, haradaradanay, haradaradanareo, haradaradan', haradaradan-, haradaradam-
8
Filaza mandidy :
aradaradao
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11