Teny iditra | radarada (rada) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitenitenenam-poana tsy misy antony; firediredena Fitenenana miahotrahotra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Flutter, confusion, distraction of mind, a hasty and indistinct mode of expression. [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | rada | |||||||||||||||
Teny iditra | radarada | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Halavana. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |