Teny iditra | 1 ara-drariny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 araka, rary |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] araka ny fahamarinana |
Ohatra |
5 [2.332#] Hany hafatra izay heverin'ny mpanoratra ho aradrariny : aoka mba ho resaka no hanazavana ny teny rehetra, arak' izay azo atao, izany hoe fanontaniana sy valiny. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |