Teny iditra | rary | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Aretina, rofy, fanaintainana [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | mal, douleur, souffrance [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | rary | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an' ny mpiantafika. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | prière que les femmes chantaient en choeur et en se dandinant légèrement pour les soldats qui étaient à la guerre [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Haianarantany | ||||
Teny iditra | rary | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana ahitra na rindra. [Rajemisa 1985] | |||
fandaminan-javatra hirindra sy hiray hina na fomba firafitra [SLP 1986] | ||||
Fandikana frantsay | tresse, action de tresser, d'entrelacer des joncs, de la paille, des bambous ¶ figuré: action d'arranger, de réconcilier [Abinal 1888] | |||
armure, armature ¶ rary efamira: armature nattée ¶ rary flamand: appareil flamand. ¶ rary fototra: armature fondamentale ¶ rary frantsay: appareil français. ¶ rary maroloha: armure complexe ¶ rary mitovy andalana: armure cannelée ¶ rary tsindrimaro: armure satin ¶ rary vaovao: armure sergée ¶ rary voa roa: armure croisée ¶ rary voa tokana: armure simple ou toile ¶ rary vy: tresse métallique [SLP 1986] | ||||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Ohatra | Voly madinika, rary tsihy sy harona, fanaova-mofogasy sy rary karazany maro no anton-draharahan' I Katy,isan' andro tsy tapaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 138] | |||
Teny iditra | rary | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Taisaka] fandrarana [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |