|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena
Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.]
5  [1.7] a greeting; congratulations
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] salut, félicitations
7  [1.3] salutation
Voambolana  8  Teny fanajana
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny arahaba io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21