Teny iditra | 1 arahabaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy Deraina: Noarahabain' ny namany izy tamin' ny izy nahazo voalohany Omena firarian-tsoa: Raha vao nivoaka ny eglizy, dia noarahabain' ny havany ireo mpivady vao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] to be congratulated 5 [1.2] to be saluted. The past tense is often shortened to noharabaina. 6 [1.7] to be greeted |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#58, 1.8] qu'on salue 8 [1.8] qu'on félicite |
Ohatra |
9 [2.528#153] arahabaina, tonga soa eto Imerina 10 [2.996] Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin' ny ataonareo? 11 [2.895#60] nefa nony nandroso niditra ny vavahady dia tsy nisy nanakana fa nifamonjena noarahabaina aza 12 [2.356#217] Vazaha vahiny anankiroa, iraka avy tany andafy, dia Mr Christeller sy Mr Paul Barnaud, no tonga tao an-tanàna niarahaba ary narahabaina dia nitoriteny tao am-piangonana 13 [4.27#2008/12/08] ary izany dia manaja ny fombafomba marina anivon' ny fiaraha-monina, dia ho arahabaina 14 [1.368] Kanefa ohatran' ny tokony hoharahabaina koa ianareo mbola tafajanona eo amin' ny toerana raha dinihana satria notsofin' ny rivotra tsy lavo, nopahon' ny riaka tsy folaka 15 [5.mg.https://mg.coronavirusnewslive.com/coronavirus/in-mexico-beach-towns-block-themselves-off-because-of-virus/] harahabaina hatrany izy ireo, fa izao kosa dia tokony hijanona ao an-trano izy ireo |
Fototeny | 16 arahaba |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny arahabaina io |
Fivaditsoratra | 22 arahabaina, iarahabana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |