Teny iditra | 1 arahaba ho arivo tratran' ny taona |
Singan-teny | 2 arahaba, ho, arivo, tratra, taona |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha tojo ny taom-baovao |
Voambolana |
5 Teny fanajana |
Tsipelina hafa | 6 arahabatratrannytaona, arahabatratrynytaona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |