Teny iditra arahaba nahazo ny rariny
Singan-teny arahaba ; mahazo ; rary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy naharesy an' ady amin' ny fitsarana [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21