|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba nieran' ny loza amin' antambo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara
Voambolana  4  Teny fanajana
Singan-teny  5  arahaba, miera, loza amin' antambo
Tovy hevitra  6  arahaba tsy maty fo aman' aina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10