Teny iditra arahaba nieran' ny loza amin' antambo
Singan-teny arahaba ; miera ; loza amin' antambo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra arahaba tsy maty fo aman' aina

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20