|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba ririnina ê
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy hasoavan-jaza, ny olona rehetra dia tsy nifanao akory fa nosoloana hoe: Arahaba ririnina ê!
Voambolana  4  Teny fanajana
Singan-teny  5  arahaba, ririnina, e

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07