|
|
|
|

Teny iditra1  arakara-tarehy voa-javatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] matetika ny endrika aman-tarehin' ny zavatra etỳ ivelany mifanentana amin' ny nanamboarana azy, fa tsy misy zavatra ratsy voatra akory nefa tsara tarehy
Singan-teny  4  arakaraka, tarehy, voatra, zavatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07