Teny iditra arakotra (rakotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mandrakotra: Bodofotsy roa arakotra azy fa manavy mihararetra izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that employed as a cover. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Avec quoi on couvre [1.3]
Ohatra Ampodiny ny mpisikidy amy ny itoerana ny ozatra, teriterena ampodina, vao izay asiana ny ody tsimpimpína arakotra azy. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arakotra, arakotro, arakotrao, arakony, arakotsika, arakotray, arakotrareo, arakotr', arako-, arakotry
Ny lasa : narakotra, narakotro, narakotrao, narakony, narakotsika, narakotray, narakotrareo, narakotr', narako-, narakotry
Ny hoavy : harakotra, harakotro, harakotrao, harakony, harakotsika, harakotray, harakotrareo, harakotr', harako-, harakotry
Filaza mandidy : arakofy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20