Teny iditra rakotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Tanala] Takotra, sarona [1.78]
 Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana
Sarona
Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cover of any kind. See Takotra. [1.2]
 A cover [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Couvercle, ce qui couvre [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra rakotra
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay Couvert [1.8]
Ohatra Rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra: [2.472]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23