|
|
|
|

Teny iditra1  aranana
Fototeny  2  arana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin' izay tiany, avala hanao izay sitrapony: Aza aranina toy izao ny zanakao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be indulged in, to be gratified with, to be satiated with, to be tolerant to. [1.2]
6  to be indulged, to be spoiled, [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  envers qui on est indulgent; [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12  aranina

Fivaditsoratra  13  Anarana, anarana, aranana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20