Teny iditra arana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy milaza fanaovana izay tiana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra arana (ara)
Sokajin-teny matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy  [Taisaka] voarefy, voafatra [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] mesuré [Deschamps 1936]
Endriteny 
arana
arako
aranao
arany
arantsika
aranay
aranareo
aran'
aran-
aram-
ara-
narana
narako
naranao
narany
narantsika
naranay
naranareo
naran'
naran-
naram-
nara-
harana
harako
haranao
harany
harantsika
haranay
haranareo
haran'
haran-
haram-
hara-

Teny iditra arana (ara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] ampifalifaliana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra araña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] Tratra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra araña
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] ery, etsy, aroa [Rakotosaona 1972]

Teny iditra arana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 

Teny iditra Aràna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
 Aràna [Baiboly]
Famaritana anglisy Haran [Baiboly]
Famaritana frantsay Harân [Baiboly]
Ohatra — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata [Randzavola: Baiboly, takila 833]
Voambolana 
Fitovian-keviteny Harana
Lahatsoratra 

2017/12/07