|
|
|
|

Teny iditra1  arangoaika
Singan-teny  2  arana, goaika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] [Tanala] Karazan-kazo madinidinika famonoana bibikely, toy ny parasy, moka, sns...(Mundulea grandidieri)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de arana : action de tolérer les caprices et goaika : corbeaux). Nom de plusieurs arbustes avec lesquels on prépare des poisons de pêche, notamment :
-- Mundulea grandidieri Baill.,
-- Millettia lenneoides Vatke et
-- Millettia chapelieri Baill. (Fabaceae).
Les principes actifs paraissent être des roténones. [Mahafaly]
6  [Bara]
7  [Tanosy]
Voambolana  8  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24