Teny iditra aranina (arana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao izay sitra-pony sy izay tiany: Aranin' ny ray aman-dreniny loatra io zaza io ka ho simba rahatrizay [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aranina, araniko, araninao, araniny, aranintsika, araninay, araninareo, aranin', aranin-, aranim-, arani-
Ny lasa : naranina, naraniko, naraninao, naraniny, naranintsika, naraninay, naraninareo, naranin', naranin-, naranim-, narani-
Ny hoavy : haranina, haraniko, haraninao, haraniny, haranintsika, haraninay, haraninareo, haranin', haranin-, haranim-, harani-
Filaza mandidy : arano
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20