Teny iditra | 1 araraka |
Fototeny | 2 raraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Alatsaka, akorotsaka, aely, ariana: Nararany teo antokonana ny rano tao an-tsinibe / Aza araraka an-tany ny anatra omen' i Dada sy Neny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be spilled, to be scattered |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on éparpille, qu'on répand, qu'on verse |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny araraka io |
Fivaditsoratra | 13 akarara, arakara, araraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |