|
|
|
|

Teny iditra1  arendrika
Fototeny  2  rendrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny
Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy
Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity
Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] melted, to be sunk or wrecked
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny arendrika io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11