Teny iditra | aretin-kozatra | |
Singan-teny | aretina ; hozatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretina mandemy ny hozatra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Maladie des nerfs [1.54] | |
Ohatra | Mpivoan'ny aretinkozatra sy aretim-po, koa tokony hitandrina amin' izany.
[1.381] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |