|
|
|
|

Teny iditra1  arifomba
Singan-teny  2  ary, fomba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1][ary fomba] tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy
5  [1.13] misy kojakoja rehetra'ilaina
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] tout confort
7  [1.5][ary fomba] complet, qui a tout ce qu'il faut
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06