|
|
|
|

Teny iditra1  arin-taolana
Singan-teny  2  arina, taolana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] arina avy amin' ny taolana nodorana, ka ampiasaina ho fanadiovana ny siramamy avy amin' ny ranom-pary

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07