Teny iditra (1/3) | 1 aritra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 convalescence, guérison [1.3] |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 7 aritra |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 endurance, forbearance, patience, continuance. See tanty, zaka [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 endurance, support, patience, persévérance, constance [1.3] |
Voambolana |
11 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny aritra io |
Teny iditra (3/3) | 19 aritra |
Sokajin-teny | 20 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
21 Zaka, lefitra, toha [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
22 endured, borne [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 supportable [1.3, 1.8] 24 supporté [1.8] |
Ohatra |
25 Tsy aritro intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy ka hiala aho. [1.1] 26 Tsy aritro ny hainandro (Je ne puis supporter l'ardeur du soleil) [1.3#62] 27 Tsy aritra anefa ireto teniny kely momba ny tsena ireto: « Izao no lazaiko anareo mpandafo hena. [2.298] 28 Kanefa tsy aritra izany fiandrasana izany ka ny fihinanana ny akoho amam-borona no ntao hoe Fotsiaritra izany hoe Fo tsy aritra. [2.508] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 33 aritra, raitra, riatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |