Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
aroaka
Fototeny
2
ro
aka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina mandroaka, manosika andiam-biby avy eo aoriana
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
aroaka
, aroako, aroakao, aroany, aroatsika, aroakay, aroakareo, aroak',
aroa-
6
Ny lasa :
naroaka, naroako, naroakao, naroany, naroatsika, naroakay, naroakareo, naroak', naroa-
7
Ny hoavy :
haroaka, haroako, haroakao, haroany, haroatsika, haroakay, haroakareo, haroak',
haroa-
8
Filaza mandidy :
aroahy
Fivaditsoratra
9
araoka
,
aroaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12