Teny iditra aroa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] ary [Rakotosaona 1972]
 Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy yonder, at that place, but not seen. [Richardson 1885]
 there very far away (not in sight) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  [Taisaka] là-bas [Deschamps 1936]
 là-bas, bien loin, pas visible [Hallanger 1974]
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra aroa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] roa [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra roay ~ aro

2009/10/17