Teny iditra aroaka (roaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mandroaka, manosika andiam-biby avy eo aoriana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aroaka, aroako, aroakao, aroany, aroatsika, aroakay, aroakareo, aroak', aroa-
Ny lasa : naroaka, naroako, naroakao, naroany, naroatsika, naroakay, naroakareo, naroak', naroa-
Ny hoavy : haroaka, haroako, haroakao, haroany, haroatsika, haroakay, haroakareo, haroak', haroa-
Filaza mandidy : aroahy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05