Teny iditra ary saina
Singan-teny ary ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Afaka mandinika sy mihevitra ny tokony hatao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Of sound judgement. [1.2]
Ohatra Vao ary saina kely foana aho dia fantatro fa mahantra izahay [2.472]
Tovy hevitra vory saina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01