Teny iditra asabodika (sabodika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asaritaka, akorontana mba hampifamadika sy hampifandiso izay tena izy sy ny marina: Aza asabodika ny teninao fa tsy hita intsony izay teny marina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asabodika, asabodiko, asabodikao, asabodiny, asaboditsika, asabodikay, asabodikareo, asabodik', asabodi-
Ny lasa : nasabodika, nasabodiko, nasabodikao, nasabodiny, nasaboditsika, nasabodikay, nasabodikareo, nasabodik', nasabodi-
Ny hoavy : hasabodika, hasabodiko, hasabodikao, hasabodiny, hasaboditsika, hasabodikay, hasabodikareo, hasabodik', hasabodi-
Filaza mandidy : asabodeho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05