Teny iditra sabodika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanakorontanana, fikorontanana; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika sy hampifandiso amin' izay tena izy sy marina; fifandisoana sy fifangaroan' ny teny sy ny zavatra atao [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31