Teny iditra | asaika (saika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa ny siny mihitsy asaika ao anaty rano; tsy ampy toy inona dia ho feno ny sininao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akasia, asaika, asiaka, sakaia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |