Teny iditra | saika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | saika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Almost [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Presque [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | saiky | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | akasy, akisa, asika, isaka, kasay, kasia, saika, sakay, sakia, siaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |