|
|
|
|

Teny iditra1  asandratra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  sandratra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Asondrotra, apetraka ho eo amin' ny toerana ambonimbony kokoa: Tokony hasandratra ny jiro fa iva loatra
Omena voninahitra, ampakarina voninahitra: Mendrika ny hasandratra io lehilahy io fa nahavita be tamin' ny tanindrazana ~ Asandratr' Andriamanitra izay manetry teny
Atao
atsangana
Hasandratra ho olo-masina ny zanaky ny nosintsika iray
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to be raised high; to be exalted, to be honored
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] à placer haut, à élever, à exhalter, à promouvoir en dignité
11  [1.8] qu'on soulève; qu'on exalte, honore
Ohatra  12  [2.48] Dia asandratra indray ny sampy asandratra omby malaza A.
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny asandratra io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29