Teny iditra | 1 asarangotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ilazana izay enti-misarangotra, na mamikitra, misangazona: Ny tananao havanana asarangotra raha sahirana mitrotro ny zazakely ny tananao havia |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] ce avec quoi on s'accroche, ce qui accroche |
Fototeny | 5 sarangotra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |