|
|
|
|

Teny iditra1  sarangotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famikirana amin' izay azo amaharana raha misy mahazo na raha mitady hianjera
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] accrochage
Fototeny  5  rangotra
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  11  asarangotr, sangarotra, sarangotra, sarongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30