Teny iditra | 1 asa tany |
Singan-teny | 2 asa, tany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] asa fambolena, izany hoe fitrandrahana ny tany |
Ohatra |
5 Namporisika ny asatany izy ka nampanao fefiloha betsaka, ahazoana manova ho tanimbary ireo farihy sy petsapetsa. [2.332#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |