Teny iditra | 1 asa tena |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] asa mahaleo tena, izany hoe asa tsy miankina amin' olon-kafa manakarama ny tena fa ny vokatry ny asan' ny tena ihany no ohatra ny karaman' ny tena |
Singan-teny | 4 asa, tena |
Fivaditsoratra | 5 asa tena, atesana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |