|
|
|
|

Teny iditra1  asesika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny zavatra atao sesika: Inona no asesika ny kidoronao: horom-potsy sa volom-borona?
Roahina: Aseseho handeha any io kivindro io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be stuffed into something
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#600] Ce qu'on fourre, qu’on presse dans
(coup de poing ou de bâton) qu'on lance horizontalement contre quelqu’un
figuré: qu’on pousse fortement, qu’on chasse
6  [1.8] dont on farcit une chose
Ohatra  7  [2.270#92] Inona no tianao asesika amin' izany?
8  [2.298#37] Entiko hampandry tany izy, asesika hanala vohitra izy koa tsy mety.
Fototeny  9  sesika
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny asesika io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11