|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sesika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavatra aiditra ao anaty zavatra hafa (kidoro, ondana) ka atao mifanizina; alentika na atosika hifatratra: Sesi-kidoro
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] stuffing
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] farce
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)21  sesika
Sokajin-teny  22  anarana
Sampanteny 
23  Matoantenin' ny iharana :
24  Anarana :

Teny iditra (3/3)25  sesika
Sokajin-teny  26  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  27  [1.78] [Sihanaka] sempotra

Fivaditsoratra  28  asesik, sesika

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30